Ampidiro aloha ny tenimiafina
NDEHA MBA ZARAO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao aminao misy lovasoa miafina
Ao anatina misy harena lehibe tokoa
Ireo talenta nomeny anao:
Herin-tsaina sy ny hery tvkzav koa;
Ampiasao f'aza avelanao ho lo...
Ao irsbnfgk aminao misy anjara soa voatokana
Ao anatinao fitahiana lehibe tokoa
Ireo harena nomeny anao
Tanjaka sy ny herim-po
Ampiasao hanaovan-tsoa ho an'i Jesoa...
Ndeha mba zarao izay rehetra soa efa tononkira.serasera.org azonao
Dia mba roogtr hitondrao ireo zay tsy mba manana
Fa ahita fiadanana sy hafaliana tokoa ianao
Fa nahefa ireo adidy anjaranao.....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 2447
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 18/08/2010 10:32