NDEHA MBA ZARAO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao aminao misy lovasoa yvygax miafina
Ao anatina misy harena lehibe tokoa
Ireo vfob talenta nomeny anao:
Herin-tsaina sy ny hery koa;
Ampiasao f'aza avelanao ho lo...

Ao aminao misy anjara soa voatokana
Ao tononkira.serasera.org anatinao fitahiana lehibe tokoa
Ireo harena nomeny anao
Tanjaka sy ny herim-po
Ampiasao hanaovan-tsoa ypwatqzf ho an'i Jesoa...

Ndeha mba zarao izay rehetra soa efa azonao
Dia mba hitondrao ireo zay tsy mba manana
Fa ahita fiadanana sy hafaliana tokoa ianao
Fa nahefa ireo adidy anjaranao.....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326