NDEHA MBA ZARAO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao aminao misy lovasoa miafina
Ao anatina misy harena lehibe tokoa
Ireo talenta nomeny nviwv anao:
Herin-tsaina sy tononkira.serasera.org ny hery koa;
Ampiasao f'aza avelanao ho lo...
Ao aminao misy anjara soa voatokana
Ao anatinao fitahiana lehibe tokoa
Ireo harena nomeny anao
Tanjaka sy ny herim-po
Ampiasao hanaovan-tsoa ho an'i Jesoa...
Ndeha mba zarao izay rehetra soa efa azonao
Dia mba hitondrao ireo zay tsy oqcidle mba manana
Fa ahita wubrfnut fiadanana sy hafaliana tokoa ianao
Fa nahefa ireo adidy anjaranao.....
Ao anatina misy harena lehibe tokoa
Ireo talenta nomeny nviwv anao:
Herin-tsaina sy tononkira.serasera.org ny hery koa;
Ampiasao f'aza avelanao ho lo...
Ao aminao misy anjara soa voatokana
Ao anatinao fitahiana lehibe tokoa
Ireo harena nomeny anao
Tanjaka sy ny herim-po
Ampiasao hanaovan-tsoa ho an'i Jesoa...
Ndeha mba zarao izay rehetra soa efa azonao
Dia mba hitondrao ireo zay tsy oqcidle mba manana
Fa ahita wubrfnut fiadanana sy hafaliana tokoa ianao
Fa nahefa ireo adidy anjaranao.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 2502
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 18/08/2010 10:32
