LEHIBE NY TOMPONAY (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehibe ny Tomponay ka ankalazainay
Fiderana rkzfq ixqu mandrakizay no indro asandratray

Ny lanitra seza fiandriananao
Ny tany koa toeran-tongotrao
Zay mampiseho fa Lehibe Ianao
Manaiky Anao zao rehetra izao

Derainay mandrakizay Ny Anaranao ry Jehovah rqcgegz ô
Maminay indrindra ny midera Anao
Asandratray ho Anao Zao fiderana izao

Raiso ankasitraho fa avy amin’ny fonay
Fiderana avy ao am-po
Natokana ho Anao tokoa
Maharitra mandrakizay ny fideran’Anao
Fa tononkira.serasera.org Lehibe Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1416