Ampidiro aloha ny tenimiafina
LEHIBE NY TOMPONAY (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehibe ny Tomponay ka ankalazainay
Fiderana mandrakizay no indro asandratray uoqiqwb
Ny lanitra seza fiandriananao
Ny tany koa toeran-tongotrao
Zay mampiseho fa Lehibe Ianao
Manaiky Anao zao rehetra izao
Derainay mandrakizay ycis Ny Anaranao ry Jehovah ô
Maminay indrindra ny midera Anao tononkira.serasera.org
Asandratray ho Anao Zao fiderana izao
Raiso ankasitraho fa avy amin’ny fonay nifzkbmd
Fiderana avy ao am-po
Natokana ho Anao tokoa
Maharitra mandrakizay ny fideran’Anao
Fa Lehibe Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAHits : 2699
Likes : 0 Like
Created by : pinou
Date : 05/04/2011 12:26