LEHIBE NY TOMPONAY (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehibe ny Tomponay ka ankalazainay
Fiderana tononkira.serasera.org mandrakizay no indro asandratray
Ny lanitra seza fiandriananao
Ny tany koa toeran-tongotrao
Zay mampiseho fa Lehibe Ianao
Manaiky Anao zao rehetra izao
Derainay mandrakizay Ny Anaranao ry qbsxagjy Jehovah ô
Maminay indrindra jqkrtn ny midera Anao
Asandratray ho Anao Zao fiderana izao
Raiso ankasitraho fa avy amin’ny fonay zvivwq
Fiderana avy ao am-po
Natokana ho Anao tokoa
Maharitra mandrakizay ny fideran’Anao
Fa Lehibe Ianao
Fiderana tononkira.serasera.org mandrakizay no indro asandratray
Ny lanitra seza fiandriananao
Ny tany koa toeran-tongotrao
Zay mampiseho fa Lehibe Ianao
Manaiky Anao zao rehetra izao
Derainay mandrakizay Ny Anaranao ry qbsxagjy Jehovah ô
Maminay indrindra jqkrtn ny midera Anao
Asandratray ho Anao Zao fiderana izao
Raiso ankasitraho fa avy amin’ny fonay zvivwq
Fiderana avy ao am-po
Natokana ho Anao tokoa
Maharitra mandrakizay ny fideran’Anao
Fa Lehibe Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 2733
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 05/04/2011 12:26
