'LAY FITIA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Famonjena nentinao Jesoa oqmsapln tia
Ka nomena sy hanjaka ety
'Lay xpzxw fitiavanao feno hamamiana
'Lay fitia nomenao aminay
Fantatrao Ray fa tononkira.serasera.org malemy izahay
Mora feno dkush fankahalàna ao am-po
Ka maniry Anao hampitoetra
Aminay ilay fitiavanao Jesoa
'Lay fitia, 'lay toetranao
Manome fo sy saina vaovao
Arotsahy hanjaka ety
Mba ahaizanay mifankatia.
Ka nomena sy hanjaka ety
'Lay xpzxw fitiavanao feno hamamiana
'Lay fitia nomenao aminay
Fantatrao Ray fa tononkira.serasera.org malemy izahay
Mora feno dkush fankahalàna ao am-po
Ka maniry Anao hampitoetra
Aminay ilay fitiavanao Jesoa
'Lay fitia, 'lay toetranao
Manome fo sy saina vaovao
Arotsahy hanjaka ety
Mba ahaizanay mifankatia.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 4046
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 08/03/2011 16:00
