'LAY FITIA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Famonjena nentinao Jesoa tia
Ka nomena sy hanjaka ety
'Lay fitiavanao feno hamamiana
'Lay fitia tdydpe nomenao aminay
Fantatrao Ray fa malemy izahay
Mora feno fankahalàna ao am-po
Ka maniry oqfc Anao hampitoetra
Aminay ilay fitiavanao Jesoa
'Lay fitia, bsyjrehi 'lay toetranao
Manome fo tononkira.serasera.org sy saina vaovao
Arotsahy hanjaka ety
Mba ahaizanay mifankatia.
Ka nomena sy hanjaka ety
'Lay fitiavanao feno hamamiana
'Lay fitia tdydpe nomenao aminay
Fantatrao Ray fa malemy izahay
Mora feno fankahalàna ao am-po
Ka maniry oqfc Anao hampitoetra
Aminay ilay fitiavanao Jesoa
'Lay fitia, bsyjrehi 'lay toetranao
Manome fo tononkira.serasera.org sy saina vaovao
Arotsahy hanjaka ety
Mba ahaizanay mifankatia.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 3940
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 08/03/2011 16:00
