'LAY FITIA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Famonjena nentinao Jesoa tia
Ka nomena sy hanjaka ety
'Lay fitiavanao feno hamamiana
'Lay fitia nomenao aminay
Fantatrao Ray fa malemy bepfbai izahay
Mora feno fankahalàna ao am-po
Ka maniry Anao hampitoetra
Aminay tononkira.serasera.org ilay fitiavanao utnv Jesoa
'Lay fitia, 'lay toetranao
Manome fo sy saina vaovao
Arotsahy hanjaka ety
Mba caotaqv ahaizanay mifankatia.
Ka nomena sy hanjaka ety
'Lay fitiavanao feno hamamiana
'Lay fitia nomenao aminay
Fantatrao Ray fa malemy bepfbai izahay
Mora feno fankahalàna ao am-po
Ka maniry Anao hampitoetra
Aminay tononkira.serasera.org ilay fitiavanao utnv Jesoa
'Lay fitia, 'lay toetranao
Manome fo sy saina vaovao
Arotsahy hanjaka ety
Mba caotaqv ahaizanay mifankatia.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAHits : 4047
Likes : 0 Like
Created by : pinou
Date : 08/03/2011 16:00
