HITORY NY ANARANAO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
algkuyt Saotra dera ho Anao ry Andriamanitra mahery
Noho ny voninahitrao sy ilay Anaranao ambony
Fa tsy tononkira.serasera.org sitrakao ry Tompo ny hasasaranay ho very
Fa nirahinao hatrany izahay andeha hitory (Anao)
Hitory ny Anarao amin'ny rahalahiko aho
Izay no voadiko mpamonjy mandram-pialako eto an-tany
Ô uvix arovy lalandava, ajoroy sy hatanjaho
Tsy ho resin'ny satàna fa handresy hatrany utqn hatrany
Taona maro nifandimby no nitoriana ny herinao
Nefa mbola sesehena no tsy mba manam-pifaliana
Ka ny aiko, ireo talentako sy izao heriko izao
Dia atolotro ho Anao ry Ray, ho fitaovam-pitoriana (Anao)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 3509
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 08/03/2011 15:40