HITORY NY ANARANAO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saotra dera ho Anao ry Andriamanitra mahery
Noho ny voninahitrao xvfengl sy ilay Anaranao ambony
Fa tsy sitrakao ry Tompo ny hasasaranay ho very
Fa nirahinao hatrany izahay andeha hitory (Anao)
Hitory ny Anarao amin'ny rahalahiko aho
Izay no voadiko tononkira.serasera.org mpamonjy mandram-pialako eto an-tany
Ô arovy lalandava, ajoroy sy hatanjaho
Tsy ho resin'ny satàna fa handresy hatrany gwztbuqu hatrany
Taona maro nifandimby no nitoriana ny herinao
Nefa mbola sesehena no tsy mba manam-pifaliana
Ka ny aiko, ireo talentako sy izao heriko izao
Dia atolotro ho yltlc Anao ry Ray, ho fitaovam-pitoriana (Anao)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVisites : 3482
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pinou
Date : 08/03/2011 15:40