Ampidiro aloha ny tenimiafina
HITORY NY ANARANAO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saotra dera ho Anao ry Andriamanitra mahery
Noho ny voninahitrao sy ilay Anaranao ambony
Fa tsy sitrakao ry Tompo ny hasasaranay ho very
Fa nirahinao hatrany izahay andeha hitory (Anao)
Hitory tononkira.serasera.org ny Anarao amin'ny rahalahiko fiqalazp aho
Izay no voadiko mpamonjy mandram-pialako eto an-tany
Ô arovy lalandava, ajoroy sy hatanjaho
Tsy ho resin'ny satàna ghyit fa handresy hatrany hatrany
Taona maro nifandimby no dyfclycx nitoriana ny herinao
Nefa mbola sesehena no tsy mba manam-pifaliana
Ka ny aiko, ireo talentako sy izao heriko izao
Dia atolotro ho Anao ry Ray, ho fitaovam-pitoriana (Anao)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVisites : 3481
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pinou
Date : 08/03/2011 15:40