HIRA HO ANAO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira no asandratray ho Anao 'lay mpanjakanay
Hira no asandratray zgbi ho Anao ry Andriamanitray
Hira gcnns no asandratray ho Anao ry Jesoa zokinay
Hira no asandratray ho Anao f'Ianao no Tomponay
Koa andeha hiaraka aminay ianao hidera ilay tsitoha
Ilay Andriamanitra tononkira.serasera.org mahery, 'lay Tompo tia mpamindra fo
Gloria haleloia no asandrato indray
Ka torio fa Jesoa mpanavotra tokoa
Ka torio Jesoa mpanavotra tokoa
Hira hosana no asandratray ry Ray
Hira hosana ry ilay mpanjakanay
Hira hosana no asandratray ho Anao
Hira vokatry ny fo ho Anao ry ilay Tomponay
awfu

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAHits : 3268
Likes : 0 Like
Created by : pinou
Date : 18/08/2010 10:40