HIRA HO ANAO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira no asandratray ho Anao 'lay mpanjakanay
Hira no asandratray ho Anao ry Andriamanitray
Hira tononkira.serasera.org no asandratray ho Anao ry Jesoa zokinay
Hira no asandratray ho Anao f'Ianao no Tomponay
Koa andeha hiaraka aminay ianao hidera ilay tsitoha
Ilay uxamcbfh Andriamanitra mahery, 'lay Tompo tia mpamindra fo
Gloria haleloia no asandrato indray
Ka torio fa Jesoa mpanavotra dflpfty tokoa
Ka torio Jesoa mpanavotra tokoa
Hira hosana no asandratray ry Ray
Hira hosana ry ilay mpanjakanay
Hira hosana no asandratray ho Anao
Hira vokatry ny fo ephmofg ho Anao ry ilay Tomponay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAHits : 3112
Likes : 0 Like
Created by : pinou
Date : 18/08/2010 10:40