HIRA HO ANAO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira no asandratray ho Anao bkuoexos 'lay mpanjakanay
Hira no asandratray ho Anao ry Andriamanitray
Hira no asandratray ho Anao ry Jesoa zokinay
Hira no asandratray ho Anao f'Ianao no Tomponay
Koa andeha hiaraka wvli aminay tononkira.serasera.org ianao hidera ilay bkblctdy tsitoha
Ilay Andriamanitra mahery, 'lay Tompo tia mpamindra fo
Gloria haleloia no asandrato indray
Ka torio fa Jesoa mpanavotra tokoa
Ka torio Jesoa mpanavotra tokoa
Hira hosana no asandratray ry Ray
Hira hosana ry ilay mpanjakanay
Hira hosana no asandratray ho Anao
Hira vokatry ny fo ho Anao ry ilay Tomponay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 3267
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 18/08/2010 10:40