FIFALIANA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy hafaliana iray manova fiainana sady maharitra
Izay fifaliana izay no mampitraka ahy ho miramirana
Tsy mifidy izay fotoana isehoana izy sady tsy manavakavaka
Raha midera ianao dia indro mitoetra izy, izay ilay fifaliana miavaka

Jesoa, ilay fifaliana mahatretrika, mitondra aina vao
Tsy mba malaina tononkira.serasera.org koa na mitolefika izay mifaly Aminao
Fa zrtrswod mihoatra lavitra sy czicydu tena lafatra raha miova fo ianao
Ny ao an-danitra ehmwmpo izay efa santatra miara-paly izao!!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4534