FIFALIANA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy hafaliana iray manova fiainana sady maharitra
Izay fifaliana izay no mampitraka ahy ho miramirana
Tsy mifidy izay fotoana tononkira.serasera.org isehoana izy sady tsy manavakavaka
Raha midera ianao dia indro mitoetra izy, izay ilay fifaliana miavaka
Jesoa, ilay fifaliana mahatretrika, mitondra aina vao
Tsy mba malaina koa na mitolefika izay kqblhlcm mifaly ozzqxtdx Aminao
Fa mihoatra lavitra sy tena lafatra raha miova fo ianao
Ny ao an-danitra kkyctrtq izay efa santatra miara-paly izao!!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 2976
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 11/08/2010 10:32