FIFALIANA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy hafaliana iray manova fiainana sady maharitra
Izay fifaliana izay no mampitraka ahy ho miramirana
Tsy mifidy wkcx izay fotoana isehoana izy sady tsy manavakavaka
Raha midera ianao dia indro tononkira.serasera.org mitoetra izy, izay ilay fifaliana miavaka
Jesoa, ilay fifaliana mahatretrika, mitondra aina vao
Tsy wsflvyh mba malaina koa mrwiu na mitolefika izay mifaly Aminao
Fa mihoatra lavitra sy tena lafatra raha miova fo ianao
Ny ao an-danitra izay efa santatra miara-paly izao!!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAHits : 2928
Likes : 0 Like
Created by : pinou
Date : 11/08/2010 10:32