DERAINA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoderaina ny Anaranao
Ry Andriananahary Tomponay
Noho ny voninahitrao,
Noho ny famindram-ponao
Noho ny fitiavanao dlqhan anay
He fantatray fa tsy mkmdu mendrika ny ho zanakao
Na koa isan'ny mpanomponao
Saingy novelominao ka nomenao tononkira.serasera.org aim-baovao
Dia indro fa nirahinao indray
Ho isan'ny mpianatrao
Izao tontolo izao no tanjoko
Hitoriako ny fitiavanao
Tsy handeha irery fa ny sandrinao mahery
No mitantana ahy ka tsy ho very
Na dia maro ny fakam-panahy
Sy ny onja mila hanafotra hoxjlkmn ahy
Tsy ho fefika ny sambonay raha mbola eny
'Lay Jesoa tena kapiteny
Ry Andriananahary Tomponay
Noho ny voninahitrao,
Noho ny famindram-ponao
Noho ny fitiavanao dlqhan anay
He fantatray fa tsy mkmdu mendrika ny ho zanakao
Na koa isan'ny mpanomponao
Saingy novelominao ka nomenao tononkira.serasera.org aim-baovao
Dia indro fa nirahinao indray
Ho isan'ny mpianatrao
Izao tontolo izao no tanjoko
Hitoriako ny fitiavanao
Tsy handeha irery fa ny sandrinao mahery
No mitantana ahy ka tsy ho very
Na dia maro ny fakam-panahy
Sy ny onja mila hanafotra hoxjlkmn ahy
Tsy ho fefika ny sambonay raha mbola eny
'Lay Jesoa tena kapiteny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 3398
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 18/08/2010 10:31
