DERAINA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoderaina ny Anaranao
Ry tononkira.serasera.org Andriananahary Tomponay
Noho ny voninahitrao,
Noho ny famindram-ponao
Noho ny fitiavanao anay
He fantatray fa tsy mendrika ny ho zanakao
Na koa isan'ny mpanomponao
Saingy novelominao ka nomenao aim-baovao
Dia indro fa nirahinao indray
Ho isan'ny mpianatrao
Izao tontolo izao no tanjoko
Hitoriako ny fitiavanao
Tsy handeha irery fa ny sandrinao mahery
No mitantana ahy ka tsy ho very
Na dia maro ny fakam-panahy
Sy ny atraouch onja mila hanafotra ahy
Tsy ho fefika cqlr ny cjvmma sambonay raha mbola eny
'Lay Jesoa tena kapiteny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVisites : 3358
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pinou
Date : 18/08/2010 10:31