DERAINA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoderaina ny Anaranao
Ry Andriananahary Tomponay
Noho ny voninahitrao,
Noho ny famindram-ponao
Noho ny fitiavanao anay
He fantatray fa tsy mendrika ljmcgcup ny ho zanakao
Na koa isan'ny mpanomponao
Saingy novelominao ka nomenao aim-baovao
Dia indro fa nirahinao indray
Ho isan'ny mpianatrao

Izao gwtvmgw tontolo izao no tanjoko
Hitoriako ny fitiavanao
Tsy handeha irery fa ny sandrinao mahery
No mitantana ahy ka tsy ho very
Na dia maro ny tononkira.serasera.org fakam-panahy
Sy ny onja mila hanafotra ahy
Tsy ho fefika ny mvwaaiqe sambonay raha mbola eny
'Lay Jesoa tena kapiteny

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307