AVO INDRINDRA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa lehibe ny famindram-ponao
Novonjenao ny fanahiko
Ampianaro ny lalanao qktocdai aho
Dia handeha amin'ny fahamarinanao

Ka hidera Anao amin'ny foko aho
Hanome voninahitra
Ny Anaranao mandrakizay Jehovah ô

Tsy misy tononkira.serasera.org toa Anao ry Tompo sy Andrimanitro
Izao rehetra izao dia hiankohoka Aminao
Hanome voninahitra Anao

Fa lehibe ny fitiavanao
Maneho fa gutnrnpe Avo indrindra Ianao
Hiantso Anao amin'ny androm-piainako aho
Dia hamaly jpybr ahy tokoa Ianao

Ka hidera Anao amin'ny foko aho
Hanome voninahitra
Ny Anaranao mandrakizay Jehovah ô

Lehibe Ianao ka manao fahagagàna
Ianao irery no Andriamanitra
Tsara Ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA
Vangy : 3144
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 18/08/2010 10:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1632