AVO INDRINDRA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa lehibe tononkira.serasera.org ny famindram-ponao
Novonjenao ny fanahiko
Ampianaro ny lalanao aho
Dia handeha amin'ny fahamarinanao
Ka hidera Anao amin'ny foko aho
Hanome voninahitra
Ny Anaranao mandrakizay Jehovah ô
Tsy ztvlkqre misy toa Anao ry Tompo sy Andrimanitro
Izao rehetra izao dia hiankohoka oayn Aminao
Hanome voninahitra Anao
Fa lehibe ny fitiavanao
Maneho fa Avo indrindra Ianao
Hiantso Anao amin'ny androm-piainako aho
Dia hamaly ahy tokoa Ianao
Ka hidera qxliy Anao amin'ny foko aho
Hanome voninahitra
Ny Anaranao mandrakizay Jehovah ô
Lehibe Ianao ka manao fahagagàna
Ianao irery no Andriamanitra
Tsara Ianao
Novonjenao ny fanahiko
Ampianaro ny lalanao aho
Dia handeha amin'ny fahamarinanao
Ka hidera Anao amin'ny foko aho
Hanome voninahitra
Ny Anaranao mandrakizay Jehovah ô
Tsy ztvlkqre misy toa Anao ry Tompo sy Andrimanitro
Izao rehetra izao dia hiankohoka oayn Aminao
Hanome voninahitra Anao
Fa lehibe ny fitiavanao
Maneho fa Avo indrindra Ianao
Hiantso Anao amin'ny androm-piainako aho
Dia hamaly ahy tokoa Ianao
Ka hidera qxliy Anao amin'ny foko aho
Hanome voninahitra
Ny Anaranao mandrakizay Jehovah ô
Lehibe Ianao ka manao fahagagàna
Ianao irery no Andriamanitra
Tsara Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 3145
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 18/08/2010 10:32
