Ampidiro aloha ny tenimiafina
AVO INDRINDRA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa lehibe ny famindram-ponao
Novonjenao ny fanahiko
Ampianaro ny lalanao aho
Dia handeha amin'ny fahamarinanao
Ka hidera Anao amin'ny ysgj foko aho
Hanome voninahitra
Ny Anaranao mandrakizay Jehovah ô
Tsy misy tononkira.serasera.org toa Anao ry Tompo sy Andrimanitro
Izao rehetra vsfakw izao dia hiankohoka Aminao
Hanome voninahitra Anao
Fa lehibe ny fitiavanao
Maneho fa Avo indrindra Ianao
Hiantso Anao amin'ny androm-piainako aho
Dia hamaly ahy tokoa Ianao
Ka hidera Anao amin'ny foko aho
Hanome voninahitra
Ny Anaranao mandrakizay Jehovah ô
Lehibe Ianao ka manao fahagagàna
Ianao irery no Andriamanitra
Tsara kehq Ianao
Novonjenao ny fanahiko
Ampianaro ny lalanao aho
Dia handeha amin'ny fahamarinanao
Ka hidera Anao amin'ny ysgj foko aho
Hanome voninahitra
Ny Anaranao mandrakizay Jehovah ô
Tsy misy tononkira.serasera.org toa Anao ry Tompo sy Andrimanitro
Izao rehetra vsfakw izao dia hiankohoka Aminao
Hanome voninahitra Anao
Fa lehibe ny fitiavanao
Maneho fa Avo indrindra Ianao
Hiantso Anao amin'ny androm-piainako aho
Dia hamaly ahy tokoa Ianao
Ka hidera Anao amin'ny foko aho
Hanome voninahitra
Ny Anaranao mandrakizay Jehovah ô
Lehibe Ianao ka manao fahagagàna
Ianao irery no Andriamanitra
Tsara kehq Ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVisites : 3143
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pinou
Date : 18/08/2010 10:32
