Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jesoa Kapiteny (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitety ranomasim-be izany fiainantsika
Atopatopan’onjan-drano eny anivon-driaka
Toa miandry hatraiza hatraiza koa
Ny loza sy ny atambo
Ny vatolampy izay mety handrendrika ny sambo
Ref:
Nefa aza kivy fo,
Matokia an’I Jesoa
Izy re no tsy mandao
Tena kapiteninao
Tazanina ny eo aloha,jerena ny aoriana
Tsy mbola hita maso akory tononkira.serasera.org izany ny fitodiana
Indraindray ny masoandro toa mikipy tsy mijery
Izany saina mitebiteby sao dia very
Ref:
Nefa aza hlquouao kivy fo,
Matokia an’I Jesoa
Izy re no tsy mandao
Tena kapiteninao
Tsy fantatsika akory re ny andro izay tavela
Fa mety ho kely sisa izany,mety mbola ho ela
An-dalana eny koa dia fvgnubfq mety hisy tfslsdg fahavalo,
Izay mikendry mitady handresy ampimalo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANINKETSA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 651
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : herizols
Daty : 14/04/2023 09:58