Ampidiro aloha ny tenimiafina
Endrey Endrey (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey endrey izany hafaliako,
Tanteraka anio ny faniriko
Fa afaka midera ny Mpamonjy
Nahazo famonjena sy ny vonjy
Asandrato,re ny feo
Alaviro ny dejt toreo
La! la! la! la! la
Henoy,henoy hatrany ny tohin’ny hira
Mitaona anao mba hanam-pifaliana
Jesoa no nanome ny soa rehetra
Koa aoka hatoky Azy,tsisy fetra
Koa dia raiso ho fiainanao
Fa ny Tompo tsy mandao
La! la! la! la! la
Endrey ny fitiavany sy vonjy
Natolony ny zanany ho emnv Mpamonjy
Ka saotra sy ny dera atolory
Nahazo famonjena ka Mihoby
Miandry anao ny Tomponao
Atolory tononkira.serasera.org ny fonao
La! la! la! lgiscm la! la
Tanteraka anio ny faniriko
Fa afaka midera ny Mpamonjy
Nahazo famonjena sy ny vonjy
Asandrato,re ny feo
Alaviro ny dejt toreo
La! la! la! la! la
Henoy,henoy hatrany ny tohin’ny hira
Mitaona anao mba hanam-pifaliana
Jesoa no nanome ny soa rehetra
Koa aoka hatoky Azy,tsisy fetra
Koa dia raiso ho fiainanao
Fa ny Tompo tsy mandao
La! la! la! la! la
Endrey ny fitiavany sy vonjy
Natolony ny zanany ho emnv Mpamonjy
Ka saotra sy ny dera atolory
Nahazo famonjena ka Mihoby
Miandry anao ny Tomponao
Atolory tononkira.serasera.org ny fonao
La! la! la! lgiscm la! la
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANINKETSA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 477
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : herizols
Daty : 14/04/2023 10:26
