Mibaliaka indray (Tafiky ny famonjena Ambatolampy (TA.FA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf:Aorian'ny oram-baratra,
hibaliaka tononkira.serasera.org indray ny andro!
koa nahoana no ho kivy?
mijoroa fa mbola antoandro;
tanteraho ny fanompoana,
f'izay no anjara ho anao,
fa Jesosy no suet hiady, Izy hampandresy anao

1)-Ianao miferin'aina,
hoe ahoana no hiafarana?
mbola ho avy ny eiql maraina,
'zay hitondra hazavana;
ny aretina sy fanahiana,
ny oybray tebiteby izay mivay,
ireny adinao rehetra ireny,
nisy nitondra hatrizay.

2)-Ny fanenjehana tsy miato,
ny fandrafiana izay tsy miera,
dia hitafian-dranomaso,
mamikitra toa tsy hay resena;
Jesosy anie mahita izany,
ka aoka izay ny sentom-po,
f'izany ratranao rehetra izany,
hainy hatsahatra avokoa..

A/C: eddy Ramaroson (ta.fa 2019)

--------
Rohy:
Hevitra
R.E.F ( 10/09/2019 21:00)
misaotra an'Andriamanitra afaka manely ny tononkira satria talenta avy aminy izany! ary fifaliana ho ahy na dia olona iray ihany aza mibebaka na mahery noho izao Asa izao.misaotra ny mpandridra, ary mangataka amin'ny Tompo aho mba hiroborobo ny hira fitoriana ny Filazantsaran'i Jeso Kristy.
Mankasitraka indrindra.
ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tafiky ny famonjena Ambatolampy (TA.FA)
Vangy : 790
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : R.E.F
Daty : 11/09/2019 10:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3081