Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mibaliaka indray (Tafiky ny famonjena Ambatolampy (TA.FA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf:Aorian'ny oram-baratra,
hibaliaka indray ny andro!
koa nahoana no ho kivy?
mijoroa fa mbola antoandro;
tanteraho ny fanompoana,
f'izay no anjara ho anao,
fa Jesosy no hiady, Izy hampandresy anao
1)-Ianao miferin'aina,
hoe ahoana no hiafarana?
mbola ho avy ny maraina,
'zay hitondra hazavana;
ny aretina sy fanahiana,
ny tebiteby izay mivay,
ireny adinao rehetra ireny,
nisy nitondra hatrizay.
2)-Ny fanenjehana tsy miato,
ny fandrafiana izay tsy miera,
dia hitafian-dranomaso,
mamikitra toa tsy hay resena;
Jesosy anie mahita tononkira.serasera.org izany,
ka aoka izay ny lqfu sentom-po,
f'izany ratranao rehetra izany,
hainy hatsahatra avokoa..
A/C: dyvc eddy Ramaroson (ta.fa tteajdbh 2019)
hibaliaka indray ny andro!
koa nahoana no ho kivy?
mijoroa fa mbola antoandro;
tanteraho ny fanompoana,
f'izay no anjara ho anao,
fa Jesosy no hiady, Izy hampandresy anao
1)-Ianao miferin'aina,
hoe ahoana no hiafarana?
mbola ho avy ny maraina,
'zay hitondra hazavana;
ny aretina sy fanahiana,
ny tebiteby izay mivay,
ireny adinao rehetra ireny,
nisy nitondra hatrizay.
2)-Ny fanenjehana tsy miato,
ny fandrafiana izay tsy miera,
dia hitafian-dranomaso,
mamikitra toa tsy hay resena;
Jesosy anie mahita tononkira.serasera.org izany,
ka aoka izay ny lqfu sentom-po,
f'izany ratranao rehetra izany,
hainy hatsahatra avokoa..
A/C: dyvc eddy Ramaroson (ta.fa tteajdbh 2019)
--------
Link:
Comments
R.E.F
(
10/09/2019 21:00)
misaotra an'Andriamanitra afaka manely ny tononkira satria talenta avy aminy izany! ary fifaliana ho ahy na dia olona iray ihany aza mibebaka na mahery noho izao Asa izao.misaotra ny mpandridra, ary mangataka amin'ny Tompo aho mba hiroborobo ny hira fitoriana ny Filazantsaran'i Jeso Kristy.
Mankasitraka indrindra.
ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra
Mankasitraka indrindra.
ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tafiky ny famonjena Ambatolampy (TA.FA)Hits : 809
Likes : 0 Like
Created by : R.E.F
Date : 11/09/2019 10:53
