vita ny adinao (TNG (TAFIA New Generation))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Mitrakà, aza manahy
amin'izay adinao
raiso Jesoa vohay ny fonao
f'Izy no hiady ho anao
mreoqgm   F'izy anie, te handeha
   hialoha ny lalanao
   ho andriafona
   ho andrirahonao
   na atoandro na alina

réf: ny adinao, efa xrcjlfk vitaNY
   jaftimcy     ny sentonao, ovaiNY ho fitsikiana
       ireo helokao, fafaNY amin'ny ràNY
       Jesoa anie tena mandre
       ny hataky ny tononkira.serasera.org olony

2 - Mivavaha, mametraha
ny enta-mavesatrao
ho raisiNY antaNY ianao ho maivana
hoy Jesoa aminao
"aza mba matahotra"
fa ampitomboy ny finoanao
fa Izy no antoka

A/C Toky Rakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TNG (TAFIA New Generation)
Vangy : 780
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Andrianandrasana
Daty : 23/05/2024 14:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3599