Mibebaha (TNG (TAFIA New Generation))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ireo tranga tsy takona afenina intsony
mandragaranga ireo voalazan'ny baiboly
izay manambara fa efa akaiky ny Tompo e!!
ireo firenena maro no efa tononkira.serasera.org miady
horohorontany aretina miampy mosary
izay manambra fa efa ho yhrva avy fwslvu Jesosy e!
Mpivavaka rgwbjv maro enjehina sy gadraina
ny fianakaviana manolotra anao ho vonoana
dia efa fantaro efa antomotra kely ny andro
kanefa tsarovy f'ianao mety hijaly
na vava na saina tsy mba ianao no mamaly
f'Ilay Jesoa, izay tompon'ny fiafarana e!!
Réf : Mibebaha mibebaha raona (x3)
mibebaha aoka hiala amin'ny ratsy
A/C : Toky Rakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TNG (TAFIA New Generation)Hits : 651
Likes : 0 Like
Created by : Andrianandrasana
Date : 09/01/2025 15:12