Paradisa Mandrakizay (TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tsy mba tantara na anganongano
no ambara aminao
fa ny filazantsara
dia fanambarana tononkira.serasera.org tsy manampaharoa
harena sarobidy
dia evdf ny fitiavana
ampitomboy ny finoana
tano mafy fa soa mirona ianao
ka ho lavo
koa sahia mivavaka
fa Jesoa tsy manavaka
na iza na iza
Réf : fa mpandresy izay miaraka aminy
paradisa no ho vantaniny
fifaliana sy fiadanana
no homaniny mandrakizay
ho anao
2) Tsy cmjty mba sandaina na koa atakalo
fa maimaimpona
dia nwzk fiainana tsara
natolony anao hatramin'ny ainy
mba ho famonjena
ho amin'ny fiainana
A/C : Toky Rakoto
no ambara aminao
fa ny filazantsara
dia fanambarana tononkira.serasera.org tsy manampaharoa
harena sarobidy
dia evdf ny fitiavana
ampitomboy ny finoana
tano mafy fa soa mirona ianao
ka ho lavo
koa sahia mivavaka
fa Jesoa tsy manavaka
na iza na iza
Réf : fa mpandresy izay miaraka aminy
paradisa no ho vantaniny
fifaliana sy fiadanana
no homaniny mandrakizay
ho anao
2) Tsy cmjty mba sandaina na koa atakalo
fa maimaimpona
dia nwzk fiainana tsara
natolony anao hatramin'ny ainy
mba ho famonjena
ho amin'ny fiainana
A/C : Toky Rakoto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka)Vangy : 574
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Andrianandrasana
Daty : 28/08/2024 13:04
