Aza matahotra (TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) tchv Aza matahotra ry ondry vitsy
fa Izaho no miahy anareo
raha ny fitahiana Izaho tsy hitsisy
omeko izay sahaza anareo
Réf : efa nantsoiko mba hanaraka ahy gspa
aza mierika foana fa aoka ho sahy
tsy mba ariako tononkira.serasera.org satria nofidiko
ataoko andry aoka itombandahy
2) aza mihemotra ry ondry vitsy
fa Izaho no homba anareo
aoka ny ahiahy pbcpdkfp ho soloina tsiky
dia ho levona hatreo ireo tahotra
Réf : efa nantsoiko mba hanaraka ahy
aza mierika foana fa aoka ho sahy
tsy mba ariako satria nofidiko
ataoko andry aoka itombandahy
A/C : Toky Rakoto
fa Izaho no miahy anareo
raha ny fitahiana Izaho tsy hitsisy
omeko izay sahaza anareo
Réf : efa nantsoiko mba hanaraka ahy gspa
aza mierika foana fa aoka ho sahy
tsy mba ariako tononkira.serasera.org satria nofidiko
ataoko andry aoka itombandahy
2) aza mihemotra ry ondry vitsy
fa Izaho no homba anareo
aoka ny ahiahy pbcpdkfp ho soloina tsiky
dia ho levona hatreo ireo tahotra
Réf : efa nantsoiko mba hanaraka ahy
aza mierika foana fa aoka ho sahy
tsy mba ariako satria nofidiko
ataoko andry aoka itombandahy
A/C : Toky Rakoto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka)Vangy : 540
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andrianandrasana
Daty : 05/12/2024 13:35
