vita ny adinao (TNG (TAFIA New Generation))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rokxczvf 1 - Mitrakà, aza manahy
amin'izay adinao
raiso Jesoa vohay ny fonao
f'Izy no hiady ho anao
F'izy anie, te handeha
hialoha ny lalanao
ho andriafona
ho andrirahonao
na atoandro na alina
réf: ny adinao, efa vitaNY
ny sentonao, ovaiNY ho fitsikiana
ireo helokao, fafaNY amin'ny ràNY hida tononkira.serasera.org
Jesoa anie tena mandre
ny hataky ny olony
2 - Mivavaha, mametraha
ny enta-mavesatrao
ho noxo raisiNY antaNY ianao ho maivana
hoy Jesoa aminao
"aza mba matahotra"
fa ampitomboy ny finoanao
fa Izy no antoka
A/C Toky Rakoto
amin'izay adinao
raiso Jesoa vohay ny fonao
f'Izy no hiady ho anao
F'izy anie, te handeha
hialoha ny lalanao
ho andriafona
ho andrirahonao
na atoandro na alina
réf: ny adinao, efa vitaNY
ny sentonao, ovaiNY ho fitsikiana
ireo helokao, fafaNY amin'ny ràNY hida tononkira.serasera.org
Jesoa anie tena mandre
ny hataky ny olony
2 - Mivavaha, mametraha
ny enta-mavesatrao
ho noxo raisiNY antaNY ianao ho maivana
hoy Jesoa aminao
"aza mba matahotra"
fa ampitomboy ny finoanao
fa Izy no antoka
A/C Toky Rakoto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TNG (TAFIA New Generation)Hits : 780
Likes : 1 Like
Created by : Andrianandrasana
Date : 23/05/2024 14:44
