MIANDRY ANAO (TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Miandry anao, ilay Jesoa tia
manolor'azy fxjicyk ny fiainana
na ny helokao, na ny fahotana
dia vonona izy hamafa izany
tsy ho tsarovana intsony ireo tononkira.serasera.org
izay dioviny ho tonga madio
Réf : Tapaho ny hevitrao
anio dia anio
aza miandry ela any intsony ianao
fa ho raisiny
raiso ny fanahy
hanome utobdzcu hery anao
ahaizana mantona
2) Nofoanany, ny hyyuxp tenany
ho sorona hamonjy anao
nalatsany ny ràny soa
ho famonjena tsotra izao
aza mamerina intsony ianao
hanombo indray ilay tomponao
Réf : Tapaho ny hevitrao.....
A/C : Toky Rakoto
manolor'azy fxjicyk ny fiainana
na ny helokao, na ny fahotana
dia vonona izy hamafa izany
tsy ho tsarovana intsony ireo tononkira.serasera.org
izay dioviny ho tonga madio
Réf : Tapaho ny hevitrao
anio dia anio
aza miandry ela any intsony ianao
fa ho raisiny
raiso ny fanahy
hanome utobdzcu hery anao
ahaizana mantona
2) Nofoanany, ny hyyuxp tenany
ho sorona hamonjy anao
nalatsany ny ràny soa
ho famonjena tsotra izao
aza mamerina intsony ianao
hanombo indray ilay tomponao
Réf : Tapaho ny hevitrao.....
A/C : Toky Rakoto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka)Vangy : 423
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andrianandrasana
Daty : 05/11/2024 15:05
