Miverina aminao (TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Nandany taona maro aho
nikaro-javatsoa,
nandany andro koa lscq
nikasa izay mahasoa
tsy nahatsiaro ilay fitia
voatokana ho ahy
tsy nahatakatra ny lalana
voaomana ho ahy

réf :  fa ankehitriny anie
miverina aminao
ka anio ihany koa
mifona aho mitalao
fa hivernina aho
eo antananao
fa eo ihany anie no mahatsara ahy

2) Nadeha teny ny fotoan
ka dia malqus nanara-po
nanaovako ihany koa
izay sitraky ny fo
tsy micxvxbr nahatsiaro ilay fitia
voatokana ho ahy
tsy nahatakatra ny lalana
voaomana ho ahy

réf : fa ankehitriny anie
miverina aminao
ka anio ihany koa
mifona aho mitalao
fa hivernina aho
eo antananao
fa eo ihany anie no mahatsara ahy

A/C : tononkira.serasera.org Sebastien Andriah

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka)
Hits : 552
Likes : 1 Like
Created by : Andrianandrasana
Date : 13/09/2024 15:18
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0475