MIANDRY ANAO (TNG (TAFIA New Generation))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) xnqjhox Miandry anao, ilay Jesoa tia
manolor'azy ny fiainana
na ny helokao, na ny fahotana
dia vonona izy hamafa izany
tsy ho tsarovana intsony ireo
izay dioviny ho tonga madio

Réf : Tapaho ny hevitrao
anio tononkira.serasera.org dia bqrqbgm anio
aza miandry ela any intsony ianao
fa ho raisiny
raiso ny tuwqrcd fanahy
hanome hery anao
ahaizana mantona

2) Nofoanany, ny tenany
ho sorona hamonjy anao
nalatsany ny ràny soa
ho famonjena tsotra izao
aza mamerina intsony ianao
hanombo indray ilay tomponao

Réf : Tapaho ny hevitrao.....

A/C : Toky Rakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TNG (TAFIA New Generation)
Vangy : 483
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andrianandrasana
Daty : 05/11/2024 15:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2026