MIANDRY ANAO (TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Miandry anao, ilay Jesoa tia
manolor'azy ny fiainana
na ny helokao, na ny fahotana
dia vonona izy hamafa izany
tsy ho tsarovana intsony ireo
izay dioviny ho tonga madio
Réf : Tapaho ny hevitrao
anio dia anio
aza miandry ela any intsony ianao
fa ho raisiny
raiso ny fanahy
hanome hery anao
ahaizana mantona
2) Nofoanany, ny tenany slxolmsy
ho sorona hamonjy anao
nalatsany ny ràny soa
ho famonjena tsotra izao
aza mamerina intsony ianao
hanombo indray ilay tomponao esaw
Réf lsgz : tononkira.serasera.org Tapaho ny hevitrao.....
A/C : Toky Rakoto
manolor'azy ny fiainana
na ny helokao, na ny fahotana
dia vonona izy hamafa izany
tsy ho tsarovana intsony ireo
izay dioviny ho tonga madio
Réf : Tapaho ny hevitrao
anio dia anio
aza miandry ela any intsony ianao
fa ho raisiny
raiso ny fanahy
hanome hery anao
ahaizana mantona
2) Nofoanany, ny tenany slxolmsy
ho sorona hamonjy anao
nalatsany ny ràny soa
ho famonjena tsotra izao
aza mamerina intsony ianao
hanombo indray ilay tomponao esaw
Réf lsgz : tononkira.serasera.org Tapaho ny hevitrao.....
A/C : Toky Rakoto
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka)Visites : 425
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andrianandrasana
Date : 05/11/2024 15:05
