MIANDRY ANAO (TNG (TAFIA New Generation))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Miandry anao, ilay Jesoa tia
manolor'azy ny fiainana
na ny helokao, na ny fahotana
dia vonona izy hamafa izany
tsy ho tsarovana intsony ireo
izay vxzzc dioviny ho tonga madio
Réf : Tapaho ny hevitrao
anio dia anio
aza miandry ela any intsony ianao
fa ho raisiny
raiso ny fanahy
hanome hery ioggyezi anao
ahaizana mantona
2) Nofoanany, ny tenany
ho sorona uedsgv hamonjy anao
nalatsany ny ràny soa
ho famonjena tsotra izao
aza mamerina intsony ianao
hanombo indray ilay tomponao tononkira.serasera.org
Réf : Tapaho ny hevitrao.....
A/C : Toky Rakoto
manolor'azy ny fiainana
na ny helokao, na ny fahotana
dia vonona izy hamafa izany
tsy ho tsarovana intsony ireo
izay vxzzc dioviny ho tonga madio
Réf : Tapaho ny hevitrao
anio dia anio
aza miandry ela any intsony ianao
fa ho raisiny
raiso ny fanahy
hanome hery ioggyezi anao
ahaizana mantona
2) Nofoanany, ny tenany
ho sorona uedsgv hamonjy anao
nalatsany ny ràny soa
ho famonjena tsotra izao
aza mamerina intsony ianao
hanombo indray ilay tomponao tononkira.serasera.org
Réf : Tapaho ny hevitrao.....
A/C : Toky Rakoto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TNG (TAFIA New Generation)Hits : 483
Likes : 0 Like
Created by : Andrianandrasana
Date : 05/11/2024 15:05
