Aza matahotra (TNG (TAFIA New Generation))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Aza matahotra ry ondry vitsy
fa Izaho no miahy anareo
raha ny fitahiana Izaho tsy hitsisy
omeko izay sahaza anareo

Réf : efa nantsoiko mba hanaraka ahy
      vhjt   aza mierika foana fa aoka ho sahy
        tsy tononkira.serasera.org mba ariako satria nofidiko
       mepic  ataoko andry aoka itombandahy

2) aza mihemotra ry ondry vitsy
fa Izaho no homba anareo
aoka ny ahiahy ho soloina tsiky
dia ho levona hatreo ireo tahotra

Réf : efa nantsoiko mba hanaraka ahy
        aza mierika foana fa aoka ho sahy
        tsy mba ariako satria nofidiko
        ataoko andry aoka itombandahy

A/C : bvbinleo Toky Rakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : TNG (TAFIA New Generation)
Hits : 728
Likes : 0 Like
Created by : Andrianandrasana
Date : 05/12/2024 13:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2194