Aza matahotra (TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Aza matahotra ry ondry vitsy
fa Izaho no miahy anareo
raha ny fitahiana Izaho tsy hitsisy
omeko izay sahaza anareo
Réf : efa nantsoiko mba hanaraka ahy
tononkira.serasera.org aza mierika foana fa aoka ho sahy
tsy mba ariako satria nofidiko
ataoko andry aoka ofjrbq itombandahy
2) aza mihemotra ry ondry vitsy
fa Izaho no homba anareo
aoka ny ahiahy ho soloina tsiky
dia ho levona hatreo ireo tahotra
Réf : efa nantsoiko mba hanaraka ahy
vezfc mvlr aza mierika foana fa aoka ho sahy
tsy mba ariako satria nofidiko
ataoko andry aoka itombandahy
A/C : Toky Rakoto
fa Izaho no miahy anareo
raha ny fitahiana Izaho tsy hitsisy
omeko izay sahaza anareo
Réf : efa nantsoiko mba hanaraka ahy
tononkira.serasera.org aza mierika foana fa aoka ho sahy
tsy mba ariako satria nofidiko
ataoko andry aoka ofjrbq itombandahy
2) aza mihemotra ry ondry vitsy
fa Izaho no homba anareo
aoka ny ahiahy ho soloina tsiky
dia ho levona hatreo ireo tahotra
Réf : efa nantsoiko mba hanaraka ahy
vezfc mvlr aza mierika foana fa aoka ho sahy
tsy mba ariako satria nofidiko
ataoko andry aoka itombandahy
A/C : Toky Rakoto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka)Hits : 645
Likes : 0 Like
Created by : Andrianandrasana
Date : 05/12/2024 13:35
