Aza matahotra (TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Aza matahotra ry ondry vitsy
fa Izaho no miahy anareo
raha ny fitahiana Izaho tsy hitsisy
omeko izay sahaza anareo
Réf : efa nantsoiko mba hanaraka ahy
tononkira.serasera.org aza mierika foana fa aoka ho sahy
tsy mba ariako satria nofidiko
ataoko andry aoka nvxecjq itombandahy
2) aza mihemotra ry ondry vitsy
fa Izaho no homba anareo
aoka ny ahiahy ho soloina tsiky
dia ho levona hatreo ireo tahotra
Réf : efa nantsoiko mba hanaraka ahy
vjhf uoboulec aza mierika foana fa aoka ho sahy
tsy mba ariako satria nofidiko
ataoko andry aoka itombandahy
A/C : Toky Rakoto
fa Izaho no miahy anareo
raha ny fitahiana Izaho tsy hitsisy
omeko izay sahaza anareo
Réf : efa nantsoiko mba hanaraka ahy
tononkira.serasera.org aza mierika foana fa aoka ho sahy
tsy mba ariako satria nofidiko
ataoko andry aoka nvxecjq itombandahy
2) aza mihemotra ry ondry vitsy
fa Izaho no homba anareo
aoka ny ahiahy ho soloina tsiky
dia ho levona hatreo ireo tahotra
Réf : efa nantsoiko mba hanaraka ahy
vjhf uoboulec aza mierika foana fa aoka ho sahy
tsy mba ariako satria nofidiko
ataoko andry aoka itombandahy
A/C : Toky Rakoto
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka)Visites : 644
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andrianandrasana
Date : 05/12/2024 13:35
