tanambokovoko (T.I.A Andraisoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niontana iray ny foko
Raha vao tazako ilay tanambokovoko
Avy hatrany dia ejte tsaroako
Fa teo tononkira.serasera.org no nanomboan'Anao ry Tompo
Dia nohon ' ny amiko sy ireo mpanota namako
Noho ireo hadalako dia indro rotsaka tomany
Miodina mijery tany rotidrotika anaty
Vetivety teo yaymrdd anefa ny fijeriko miantefa
Dia tadidiko tsaroako
Fa ho fanavotana ahy
No niaretanao ry Tompo
Tonony mzss sy feony : Hery Tiana Razafimahefa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : T.I.A AndraisoroVisites : 2149
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : aro86
Date : 14/11/2014 12:03