Fifaliana (T.I.A Andraisoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana tokoa
mirana ravo ny fo
Tojo ity androm-pifaliana soa
Tsy manam-paharoa
(2*)
Ref:
Haleloia Haleloia no asandratray
Haleloia Haleloia no ho anao tononkira.serasera.org anfxp ry Ray
Mitsikia ny tarehy
Mifaly sy mihomehy
Tratra indray ity andro o! Endrey
Fifaliam-be
Ref:
Tendreo ny mozika hifaliantsika
Hobio hankalazao ny Tomponao
Tsofy ny traompetra hoantsika rehetra
Dia mitsikitsiky cseznurq dia mifalia
Ndeha hanao lamako hanakoako
Hoetina hanafana ny fiderana
Doboy ny amponga indro fa tonga
Ny androm- pihobiana sy fifaliana
Ref:
Tonony sy feony : Hery Tiana Razafimahefa dmxr
mirana ravo ny fo
Tojo ity androm-pifaliana soa
Tsy manam-paharoa
(2*)
Ref:
Haleloia Haleloia no asandratray
Haleloia Haleloia no ho anao tononkira.serasera.org anfxp ry Ray
Mitsikia ny tarehy
Mifaly sy mihomehy
Tratra indray ity andro o! Endrey
Fifaliam-be
Ref:
Tendreo ny mozika hifaliantsika
Hobio hankalazao ny Tomponao
Tsofy ny traompetra hoantsika rehetra
Dia mitsikitsiky cseznurq dia mifalia
Ndeha hanao lamako hanakoako
Hoetina hanafana ny fiderana
Doboy ny amponga indro fa tonga
Ny androm- pihobiana sy fifaliana
Ref:
Tonony sy feony : Hery Tiana Razafimahefa dmxr
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : T.I.A AndraisoroHits : 2098
Likes : 0 Like
Created by : aro86
Date : 13/11/2014 16:02
