Hiaraka hamindra (T.I.A Andraisoro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Foano atreo ireo toloko
Nampagotsoka ny foko
Fo sy saiko hazavao
Hahay hibanjina Anao

Ref:
Tompo o!!! Aza mba mahafoy ahy ianao
Indro ny tanako mba ho tantananao
Ka hiaraka hamindra hiara hilanto sy hirindra
Ny akaikinao ocpkgm no fiainana iriko indrindra

Ny irery mampatahotra ahy
Mahatonga ahiahy sszgxbta
Fa miaraka aminao no iriako
Ry tononkira.serasera.org Tompo mamy tena tiako



Tonony nrihnreq sy feony : Hery Tiana Razafimahefa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : T.I.A Andraisoro
Vangy : 1844
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : aro86
Daty : 13/11/2014 20:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0454