tanambokovoko (T.I.A Andraisoro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niontana iray ny foko
Raha vao tazako gqwpkszr ilay tanambokovoko
Avy hatrany dia tsaroako
Fa teo tononkira.serasera.org no nanomboan'Anao ry Tompo

Dia nohon ' ny amiko sy ireo mpanota namako
Noho ireo hadalako dia indro rotsaka tomany
Miodina mijery tany rotidrotika anaty
Vetivety teo wsfkgvj anefa ny fijeriko miantefa
Dia tadidiko tsaroako
Fa ho fanavotana ahy
No niaretanao ry Tompo



Tonony sy feony : Hery shfyywj Tiana Razafimahefa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : T.I.A Andraisoro
Visites : 2063
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : aro86
Date : 14/11/2014 12:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0681