Isaoranay (T.I.A Andraisoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- He sambatra ry Tompo ô! Izay olona finidinao
Fa jrxvtjie nahajoro sy natoky, ka tratra izao anio izao
Fa na dia sarotra sy mafy nanonja teo ny fahoriana
Dia naharitra sy nihafy, tena feno fifaliana
Fiv: Isaoranay Ianao, ry Andriamanitra Mahery
tononkira.serasera.org Fa nambomba azy ireo tsy mba nahatsiaro ho irery
Na fotoana kely monja
Tena tsapa fa mafonja
Ireo tao nifanesy
Nijoroany ho mpandresy
Toy ireo avy nandresy
2- He efa taona maro izao no efa nitoriany Anao
Kanefa iwbsukt betsaka ny asa, izay mbola tokony hatao
Olo-maro seseshena, tojo fanoloran-tena
He sambatra tokoa ry Tompo, sanatria tsy nvnsauyb mba nivena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : T.I.A AndraisoroVangy : 699
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahenitsoa
Daty : 14/07/2023 12:59