tanambokovoko (T.I.A Andraisoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ootrpn
Niontana iray ny foko
Raha vao tazako ilay tanambokovoko
Avy hatrany dia tsaroako
Fa teo no nanomboan'Anao ry Tompo
Dia nohon ' ny amiko sy eghkvy ireo mpanota namako
Noho ireo hadalako dia indro rotsaka tomany
Miodina mijery tany rotidrotika anaty
Vetivety teo anefa ny fijeriko miantefa
Dia tadidiko tsaroako
Fa ho fanavotana ahy
No niaretanao tononkira.serasera.org izdqxj ry Tompo
Tonony sy feony : Hery Tiana Razafimahefa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : T.I.A AndraisoroVangy : 2149
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : aro86
Daty : 14/11/2014 12:03