Lalam-pamonjena (T.I.A Andraisoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Dia nakipiko ‘reo masoko anakiroa
Mba hisain’indray ilay lalana vitan’I Jeso
Tao Gologota mba hamonjy ny mpanota
Niaritra ‘reo kapoka nalaimbaraka vasoka
‘reo namany aza moa sahy nandao sy niala
Nanontaniana ninia tsy nahalala nefa mpianany
Nilaza tsy handao na hoviana no nisitaka tononkira.serasera.org mangina
Tompo ô! Noho izao ve no nahatonga Anao niaritra ny ngidy
Nokapohina novoina tsy afaka nisafidy
Lalam-pamonjena hanavotany izao tontolo izao
No nizorany ho ahy sy ho qrwvece anao
2- Ireo olona ‘zay zypf teo nanakora ny niainana izany tsy mba mora
Ireo fandantsana teny tqrrpcu an-dalana nombana
No indray niaretana niampy vesatr’entana
Dia Ianao indray no niantso famelana
Nangataka amin’I Ray noho ny tsy fahalalana
Nefa olona manombo amin’ny hazofijaliana
Toa tsy foinao ho ariana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : T.I.A AndraisoroVangy : 878
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahenitsoa
Daty : 14/07/2023 13:02