Ampidiro aloha ny tenimiafina
isaorako (T.I.A Andraisoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao zaza tsy nahay nandeha
Dia efa narovanao izay naleha
Ka nitombo tena ho lehibe
Makoijoro nohon'ny fahasoavanao
Mahatsiaro tena aho izao
Hay tononkira.serasera.org teo foana Ianao tsy mba nandao
Na tsy mendrika aza aho dia fitahiana no navalinao
Ref:
Isaorako Anao izay vita hatrizao
Ny hoaviko ihany koa mb raisonao ho soa
Ny fiainako rehetra efa voadinikao
Talenta sy fahaizana qicrily dia avy Aminao
Raha nandia dingana lehibe
Dia skbqbpn inoako fa ny tananao
No mitantana ho aroko
Ka nahatsara ny safidiko
Teo koa ny fitsapana
Sy famoizana havan'tiana
Mbola inoako fa Ianao no nanome
Ireny rehetra ireny asytgmhd
Tonony sy feony : Tojo Randrianaivojaona
Dia efa narovanao izay naleha
Ka nitombo tena ho lehibe
Makoijoro nohon'ny fahasoavanao
Mahatsiaro tena aho izao
Hay tononkira.serasera.org teo foana Ianao tsy mba nandao
Na tsy mendrika aza aho dia fitahiana no navalinao
Ref:
Isaorako Anao izay vita hatrizao
Ny hoaviko ihany koa mb raisonao ho soa
Ny fiainako rehetra efa voadinikao
Talenta sy fahaizana qicrily dia avy Aminao
Raha nandia dingana lehibe
Dia skbqbpn inoako fa ny tananao
No mitantana ho aroko
Ka nahatsara ny safidiko
Teo koa ny fitsapana
Sy famoizana havan'tiana
Mbola inoako fa Ianao no nanome
Ireny rehetra ireny asytgmhd
Tonony sy feony : Tojo Randrianaivojaona
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : T.I.A AndraisoroHits : 5649
Likes : 0 Like
Created by : aro86
Date : 14/11/2014 10:47
