MPIVAHINY (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°)Mpivahiny tononkira.serasera.org dctnzixf ihany re isdme aho no eto
mpivahiny manam-podiana
mpavahiny ihany re ka misento
trotraky ny fahoriana
ref:
mbola lavitra re ry Raiko o
izato lalan-janakao
ka tohano tsy hirona Raiko o
mba ho mendrika ny lapanao
2°)Tsy mba eto akory re no fonenako
na dia hoe nahabe ahy aza aty
ty tany ity aza o
tsy mba eto akory re no fonenako
fa ary ankoatra tsy hita ary wscoxej
mpivahiny manam-podiana
mpavahiny ihany re ka misento
trotraky ny fahoriana
ref:
mbola lavitra re ry Raiko o
izato lalan-janakao
ka tohano tsy hirona Raiko o
mba ho mendrika ny lapanao
2°)Tsy mba eto akory re no fonenako
na dia hoe nahabe ahy aza aty
ty tany ity aza o
tsy mba eto akory re no fonenako
fa ary ankoatra tsy hita ary wscoxej
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINAVangy : 2778
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : toubiby
Daty : 24/09/2016 10:15
